| Index | 
  | ||||||||||||||||||||
| Proverbs quoting the word : lelo | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Ahy aza ny lelo aisiko.  [1.1 #38]
 Ahy aza ny lelo hahisiko ! [2.415 #6468] Ahy, hono, izany lelo haisiko! [1.1 #539]  | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza hoe "raha mba izaho no nanankanaovana, asa fotsiny!".  [1.1 #539]
 Raha mba izaho no nanan-kanaovana, tsy maintsy ho vitako tsara mihitsy. [1.1 #38]  | ||||||||||||||||||||
| French translation | Si cela me regardait, comme je le moucherais bien ! [2.415 #6468] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Lelo nasondrotra : tsy very fa nody an-dranony. [1.147 #L44] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 3 | Mitaiza zaza be lelo ka samy manindrahindra ny azy.  [1.10 #H.219, 2.69 #228]
 Toy ny zaza be lelo ka samy manindrahindra ny azy. [2.415 #1006, 2.558 #4386] Toy ny zaza be lelo: samy manindrahindra ny azy. [2.653 #3260] Zaza be lelo, ka samy manindrahindra ny azy. [2.558 #5089, 1.3]  | ||||||||||||||||||||
| French translation | Enfants morveux : ils dégoûtent tout le monde excepté leurs mères ; chaque mère est heureuse de moucher le sien.  [2.415 #1006]
 Lors même qu'un enfant soit sale et morveux, la mère le berce avec plaisir. [1.3]  | ||||||||||||||||||||
| French interpretation | Ce proverbe se disait des personnes qui n' aimaient pas les enfants, mais il avait plus ordinairement un sens de partialité ; sens plus général : c'est à chacun qu'il appartient de se tirer de ses difficultés.  [2.415 #1006]
 Chacun aime et préfère ce qui est à lui. [1.3]  | ||||||||||||||||||||
| Proverb 4 | Mitranga mihemotra toa lelon-jaza. [1.1 #735] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Enti-milaza ny olona miovaova hevitra ka mbetika marisika hanao zavatra iray, mbetika indray tapa-kevitra tsy hanao. [1.1 #735] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
  | ||||||||||||||||||||
| 
 |