Entry asondrotra (sondrotra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Atao ho avoavo kokoa: Asondroty io sary io fa iva loatra ~ Asondroty ny feo
¶ Akarina, ampiana tovona; tovonana: Hasondrotray ny tranonay amin' ny taona ho avy
¶ Atao amin' ny toerana ambonimbony kokoa, omena voninahitra: Nasondrotry ny fanjakana izy fa nahavita be tamin' ny firenena [Rajemisa 1985]
French translation   à élever, à hausser, à augmenter, à promouvoir en dignité, à relever, à faire dépasser, à faire monter: Iva loatra io sary io ka tokony hasondrotra (Ce tableau est trop bas, il faut l'élever) ~ Tokony hasondrotra ny tranonao (Vous devriez exhausser votre maison) ~ Nasondrotry ny fanjakana izy (L'administration l'a promu à un poste plus élevé) [Abinal 1888]
Morphology  
asondrotra
asondrotro
asondrotrao
asondrony
asondrotsika
asondrotray
asondrotrareo
asondrotr'
asondro-
asondrotry
nasondrotra
nasondrotro
nasondrotrao
nasondrony
nasondrotsika
nasondrotray
nasondrotrareo
nasondrotr'
nasondro-
nasondrotry
hasondrotra
hasondrotro
hasondrotrao
hasondrony
hasondrotsika
hasondrotray
hasondrotrareo
hasondrotr'
hasondro-
hasondrotry
asondroty
Quotes  

Updated on 2013/12/11