| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbs quoting the word : Ivakiniadiana | |||||||||||||||||||||
| Proverb 1 | Antananarivo no tsara trano ka Ivakiniadiana no sola vantony. [2.558 #326, 2.653 #245, 1.1] | ||||||||||||||||||||
| Malagasy interpretation | Ny soa ho an' ny sasany indraindray mitarika fahavoazana ho an' ny hafa. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Proverb 2 | Ravim-bomangan' Ivakiniadiana ka maranitra-tsofina tsy ombin' Andriana. [2.558 #3732]
Ravimbomangan' Ivakiniadiana ; mirani-tsofina tsy ombin' Andriana. [2.653 #2775] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|