Entry maranitra (ranitra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Manify dia manify ka mahadidy sy mahatapaka: Maranitra kokoa ny hareza noho ny antsy
¶ Mitsilotsilo loha: Fantsika maranitra omena ahy fa dombo loatra ity
¶ Kinga, matsilo saina: Maranitra itỳ mpianatra itỳ ka tsy mahagaga raha mahomby rahatrizay
Mitovy hevitra: fiharatra ~ kitso loha ~ kitsoina ~ kivahivahiny ~ marani-doha filo ~ miezoezo ~ milohalefona ~ mipilopilo ~ miranirany ~ mitsilotsilo ~ tsamaka ~ tsokiloha ~ tsoky [Rajemisa 1985]
English definition sharp; very clever [Richardson 1885]
French definition aigu, pointu, tranchant [SLP: Voambolana]
Compound words, titles, names 
Quotes 
Analogy  marani-bava ~ marani-dela ~ marani-doha ~ marani-tsaina

Entry maranitra
Part of speech noun
English definition a former name of the soldiers who guarded the sovereign [Richardson 1885]
Vocabulary 

Entry maranitra (ranitra)
Part of speech active verb
English definition to cohabit though not married. [Richardson 1885]
Morphology 
maranitra
naranitra
haranitra

2013/04/09