Index

Proverbs : fila

Proverb 1Be faniriana kely fila, vary aloha tsy vatran' ny kamo. [2.558 #890]
Be faniry, kely fila; ny vary aloha tsy ataon' ny kamo. [2.165 #663, 2.653]
French translationBeaucoup de désirs, peu de courage (au travail); le premier riz n' est pas cultivé par les paresseux. [2.165]

Proverb 2Be fila tombony, ka maty antoka. [2.415 #5895, 2.653]
Be fila tombony ka matiantoka azy rehetra. [2.558 #861]
French translationA vouloir faire trop de gain on perd. [2.415 #5895]

Proverb 3Izay kely fihinana kamo fila aina. [2.653 #1183]
Izay kely fihinana kely fila aina. [2.558 #1489]

Proverb 4Jalahy raty fila ka namaky kata fote volo. [1.68]
French translationLes jeunes qui se débrouillent mal finiront par fendre des bûches lors de leur vieillesse. [1.68]
French interpretationAvoir les cheveux blancs. [1.68]

Proverb 5Tsy misy manga hoatry ny voantay ; fa raha ratsy fila hanina, vazina. [2.415 #3084]
Tsy misy manga noho ny voantay, fa raha ratsy fila hanina, mahavazina. [2.558 #4728]
Tsy misy manga ohatra ny voantay; fa raha ratsy fila hanina, vazina. [2.653]
French translationRien n' est aussi beau qu' un bousier, mais il est déshonoré parce qu' il cherche sa nourriture dans l' ordure. [2.415 #3084]
French interpretationLa beauté n' empêche pas le déshonneur. [2.415 #3084]

Index