Entry fila (ila)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba enti-mila
¶ Zavatra ilaina matetika: Zavatra filan'ny mpandrafitra ny tantanana [Rajemisa 1985]
Quotes  

Entry fila
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] tany azo tamin'ny asan'ny tena samy irery [Rakotosaona 1972]
French definition   [Taisaka] propriété foncière résultant du travail personnel [Deschamps 1936]

Entry fila
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] vato [Rakotosaona 1972]

Updated on 2009/09/01