Proverbs : anganongano

Proverb773 Avy tamin' ny anganongano , ka lany tamin' ny arirarira . [Houlder 1895 #778]
French translation Obtenu par chance et dépensé follement. [Houlder 1895]
French interpretation Ce qui vient par la flûte s' en va par le tambour. [Houlder 1895]

Proverb6092 Raha mandrivotra avy andrefana ny andro , hoy ny adala : manjaira sonina , fa ho avy ny valala . Hoy kosa ny anganongano : tampeno ny vava , fa tonga ny aretina . [Houlder 1895]

Index