Entry mandrivotra (rivotra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Enti-milaza ny andro misy rivotra mitsoka: Nandrivotra ny andro aninaraina
¶ Mihazakazaka mafy [Rajemisa 1985]
English translation   to be windy [Hallanger 1973]
French translation   venter [Hallanger 1974]
Morphology  
mandrivotra
nandrivotra
handrivotra
Quotes  

Updated on 2010/05/14