Index

Proverbs : amenoana

Proverb 1Be kibo mahihitra ka ny an' ny olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. [2.558 #864]
Be kibo mahihitra : ny an' olona ihany no tadiavina hamenoana azy. [2.415 #2285, 2.653]
Be kibo mahihitra, ny an' olona ihany no tadiaviny hamenoana azy. [2.165 #633]
French translationAvare qui a un gros ventre : ce sont les biens des autres qu' il cherche pour le remplir. [2.415 #2285]
Un avare avec un gros ventre, il cherche à le remplir avec les biens des autres. Autre forme:. [2.165]

Proverb 2Hady voanjo ny fanompoana, ka tsy ny momba ny tahony ihany no atao an-karona, fa ny mipetraka amin' ny tany koa hohazan-tanana, hamenoana ny harona. [2.415 #373]
Tahaka ny hadi-voanjo ny fanompoana: ka tsy ny momba ny tahony ihany no atao an-karona, fa ny mipetraka amin' ny tany hohazan-tanana koa mba hamenoana ny harona. [2.165 #1527]
French translationLa corvée est comme la récolte des arachides: on ne met pas dans la corbeille seulement celles qui tiennent encore à la tige, mais aussi celles qui sont tombées à terre et qui doivent être ramassées à la main afin de remplir la corbeille. [2.165]
La corvée est comme les arachides qu' on arrache de la terre : on ne met pas seulement dans le panier ce qui vient avec la tige, mais les mains fouillent dans la terre et cherchent ce qui reste afin de remplir le panier. [2.415 #373]
French interpretationCe proverbe disait les recherches scrupuleuses qui étaient faites pour remplir le nombre des escouades destinées à la corvée. [2.415 #373]

Proverb 3Tahaka ny hady voanjo ny fanompoana : tsy ny momba ny tahony ihany no atao an-karona, fa ny mipetraka amy ny tany hohazan-tanana, mba hamenoana ny harona. [2.653]
Tahaka ny hady voanjo ny fanompoana : tsy ny momba ny tahony ihany no atao an-karona, fa ny mipetraka amin' ny tany koa hohazan-tanana. [2.558]

Index