Proverbs : ambolo

Proverb341 Ambolo bitaka, ambolo matavy : ny zava-tsy hay, tsy ibitabitahana . [Cousins 1871 #144]
Ambolo bitaka , ambolo matavy : zava-tsy hay tsy azo ibitabitahana . [Rinara 1974 #181, Rajemisa 1985]
Ambolo bitaka, ambolo matavy : zava-tsy hay tsy ibitabitahana . [Houlder 1895 #854]
Malagasy interpretation Tsy tokony hitsabatsabaka amin' ny zavatra tsy hay. [Rajemisa 1985]
French translation Une sauterelle verte qui saute, une sauterelle verte bien grasse: il ne faut pas sauter de joie pour une chose qu' on ne sait pas. [Houlder 1895 #854]

Proverb3898 Maro ny valala , fa ny ambolo no tsara soratra . [Veyrières 1913 #5100]
French translation Nombreuses sont les sauterelles, mais c' est la sauterelle ambolo qui a de belles couleurs. [Veyrières 1913]
French interpretation Se disait d'une personne aimée. [Veyrières 1913]

Proverb4818 Na samy valala aza : ny adrisa any anaty ahitra , ny ambolo eny ambony ravina . [Rinara 1974 #2754]

Index