Entry soratra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Marimarika isan-karazany azo vakina: Saro-bakina ny soratr' ity zaza ity
¶ Filazana an-tsoratra: Misy soratra milaza hoe tsy azo aleha ao
¶  sora-panambadiana [Rajemisa 1985]
Examples  
1Betsaka ny soratra mitahiry sy mitantara fahorian' olombelona. [Andraina: Mitaraina, page 181]
2Izany tantara izany dia voa soratra amy ny teni-gasy; [Callet: Tantara, page 8]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word soratra (1): Ambatosoratra

Entry soratra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Dihy miara-be fanao taloha raha misy hasoavana malaza [Rajemisa 1985]

Entry soratra
Part of speech   noun
Malagasy definition   tromba na aretina vokatry ny tromba mbola tsy tafavoaka [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Entry Soratra
Part of speech   name (anthroponym) [list]
Examples   Ary milalao i Soratra sy Matsatso [Callet: Tantara, page 207]
Vocabulary  
Other spellings  
Tables and plates   The ancient idols

Updated on 2014/11/09