Proverbs : Ambato

Proverb3788 Mangazana ovy am-bato . [Samson 1965 #M59]

Proverb5914 Ovy am-bato ñy olona : raha mieto fa tsy tapitra . [Houlder 1895]
Ovy am-bato : raha maito fa tsy tapitra . [Samson 1965 #O30]
Malagasy interpretation Toy ny ovy am-bato ny olona: maniry ihany fa tsy tomombana. [Houlder 1895]

Proverb5954 Piso be mangery am-bato : very tany hatototra. [Samson 1965 #P7]

Proverb6722 Tafintohim-bato nafenina , ka latsa-dranomaso any an-tanin' olona . [Rinara 1974 #3965]
Tafintohina am-bato nafenina , ka latsa-drano-maso an-tanin’ olona . [Cousins 1871 #2951]

Proverb7361 Trandraka am-bato : maro mangazana . [Samson 1965 #T123]

Index