<-
->

Mts / Mpits 17:1 And there was a man of mount Ephraim, whose name was Micah. Nisy lehilahy tany amin' ny tany havoan' i Efraima, Mika no anarany. Nisy lehilahy anankiray atao hoe Mikasy avy amin' ny tendrombohitr' i Efraima, Il y avait un homme de la montagne d'Éphraïm appelé Mikayehu.
Mts / Mpits 17:2 And he said unto his mother, The eleven hundred shekels of silver that were taken from thee, about which thou cursedst, and spakest of also in mine ears, behold, the silver is with me; I took it. And his mother said, Blessed be thou of the Lord, my son. Ary hoy izy tamin' ny reniny: Ilay sekely volafotsy zato amby arivo nalaina taminao, izay nasianao ozona sady nolazainao teo anatrehako, indro, ato amiko ny vola; izaho no naka azy. Dia hoy ny reniny: Hotahin' i Jehovah anie ny zanako. nilaza tamin-dreniny hoe: Ilay vola zato amby arivo sikla izay nalain' olona taminao sy nanononanao ozona, ary ren' ny sofiko aza ny nanononanao izany, dia indro eto an-tànako izany vola izany, izaho no naka. Ary hoy reniny: Hotahin' ny Tompo anie ny zanako. Il dit à sa mère : " Les onze cents sicles d' argent qu' on t' avait pris, et au sujet desquels tu avais prononcé une malédiction - et même tu m' avais dit... - eh bien, cet argent, le voici, c' est moi qui l' avais pris. " Sa mère dit : " Que mon fils soit béni de Yahvé! "
Mts / Mpits 17:3 And when he had restored the eleven hundred shekels of silver to his mother, his mother said, I had wholly dedicated the silver unto the Lord from my hand for my son, to make a graven image and a molten image: now therefore I will restore it unto thee. Ary rehefa naveriny tamin' ny reniny ny sekely volafotsy zato amby arivo, dia hoy reniny: Atokako ho an' i Jehovah mihitsy ity vola avy amin' ny tanako ity ka hatolotro ho anao, ry zanako, hanaovana sarin-javatra voasokitra sy sarin-javatra an-idina, ary ankehitriny dia averiko ho aminao izy. Naveriny tamin-dreniny ilay vola zato amby arivo sikla, dia hoy reniny: Ny tànako no manolotra izany vola izany amin' ny Tompo, mba ho an' ny zanako, hanaovana sarin-javatra voasokitra sy zavatra anidina; koa ankehitriny averiko aminao izy. Il rendit les onze cents sicles à sa mère, qui dit : " J' avais bien voué cet argent à Yahvé, de ma propre main, pour mon fils, pour faire une image taillée et une idole de métal fondu, mais maintenant je veux te le rendre. " Mais il rendit l' argent à sa mère.
Mts / Mpits 17:4 Yet he restored the money unto his mother; and his mother took two hundred shekels of silver, and gave them to the founder, who made thereof a graven image and a molten image: and they were in the house of Micah. Ary rehefa naveriny tamin-dreniny ny volafotsy, dia naka volafotsy roan-jato ny reniny, ka nomeny ny mpanao an-idina hataony sarin-javatra voasokitra sy sarin-javatra an-idina; dia natao tao an-tranon' i Mika izany. Rahefa voaveriny tamin-dreniny ny vola, dia nangalan-dreniny roan-jato sikla, nomeny ny mpanao anidina, ka nanaovany sarin-javatra voasokitra sy zavatra anidina, ary natao tao an-tranon' i Mikasy ireny. Alors sa mère prit deux cents sicles d' argent et les remit au fondeur. Celui-ci en fit une image taillée et une idole de métal fondu qui fut placée dans la maison de Mikayehu.
Mts / Mpits 17:5 And the man Micah had an house of gods, and made an ephod, and teraphim, and consecrated one of his sons, who became his priest. Ary nanana tranon' andriamanitra Mika sady efa nanao efoda sy terafima; ary ny zanany anankiray no natokany ka tonga mpisorony. Fa nanana tranon' Andriamanitra io Mikasy io. Nanao efoda sy terafima izy, ary ny anankiray tamin' ny zanany lahy dia natokany nataony ho mpisorony. Cet homme, Mika, avait une maison de Dieu; il fit un éphod et des téraphim, et il donna l' investiture à l' un de ses fils qui devint son prêtre.
Mts / Mpits 17:6 In those days there was no king in Israel, but every man did that which was right in his own eyes. Tamin' izany andro izany tsy nisy mpanjaka tamin' ny Isiraely: fa samy nanao izay nataony ho marina avy ny olona rehetra. Tsy nisy mpanjaka tamin' Israely tamin' izany andro izany, ka samy nanao izay sitraky ny fony izy ireo. En ce temps-là il n' y avait pas de roi en Israël et chacun faisait ce qui lui plaisait.
Mts / Mpits 17:7 And there was a young man out of Bethlehemjudah of the family of Judah, who was a Levite, and he sojourned there. Ary nisy zatovo avy any Betlehema-joda, tamin' ny fokon' i Joda, ary Levita izy sady nivahiny tao. Ary nisy zatovolahy anankiray, avy any Betleema any Jodà, avy amin' ny fokon' i Jodà, Levita izy io, ray nitoetra tao amin' izany tany izany. Il y avait un jeune homme de Bethléem en Juda, du clan de Juda, qui était lévite et résidait là comme étranger.
Mts / Mpits 17:8 And the man departed out of the city from Bethlehemjudah to sojourn where he could find a place: and he came to mount Ephraim to the house of Micah, as he journeyed. Ary ralehilahy niala tao an-tanàna Betlehema-joda hivahiny any amin' izay azony hitoerana; ary nony nandeha izy, dia tonga tany amin' ny tany havoan' i Efraima tao an-tranon' i Mika. Niala tao Betleema any Jodà ralehilahy io, hahitany toerana hipetrahana, ka izany no nahatongavany tany amin' ny tendrombohitr' i Efraima sy tao an-tranon' i Mikasy. Cet homme quitta la ville de Bethléem en Juda, pour aller s'établir là où il pourrait. Au cours de son voyage, il arriva dans la montagne d'Éphraïm à la maison de Mika.
Mts / Mpits 17:9 And Micah said unto him, Whence comest thou? And he said unto him, I am a Levite of Bethlehemjudah, and I go to sojourn where I may find a place. Ary hoy Mika taminy: Avy aiza moa ianao? Dia hoy kosa izy taminy: Levita avy any Betlehema-joda aho ka mandeha hivahiny eny amin' izay azoko hitoerana. Ary hoy Mikasy taminy: Avy aiza moa hianao? Ka hoy ny navaliny azy: Levita avy any Betleema any Jodà aho, fa mivahiny aho hahitako toerana hipetrahako. Mika lui demanda : " D' où viens-tu ? " - " Je suis lévite de Bethléem en Juda, lui répondit l' autre. Je voyage afin de m'établir là ou je pourrai. " -
Mts / Mpits 17:10 And Micah said unto him, Dwell with me, and be unto me a father and a priest, and I will give thee ten shekels of silver by the year, and a suit of apparel, and thy victuals. So the Levite went in. Dia hoy Mika taminy: Mitoera atý amiko ianao, ary aoka ho raiko sy ho mpisoroko, dia homeko sekely folo volafotsy isan-taona sy fitafiana ary hanina. Dia niditra ilay Levita. Dia hoy Mikasy taminy: Mitoera aty amiko, ary aoka ho raiko sy ho mpisoroko hianao, fa homeko volafolo sikla isan-taona, mbamin' ny fitafiana ilainao sy ny sakafo. Dia niditra ilay Levita. Fixe-toi chez moi, lui dit Mika, sois pour moi un père et un prêtre et je te donnerai dix sicles d' argent par an, l' habillement et la nourriture. "
Mts / Mpits 17:11 And the Levite was content to dwell with the man; and the young man was unto him as one of his sons. Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy ilay Levita, ka dia tonga tahaka ny zanany izy. Ka ny Levita nanaiky hitoetra tao amin' io lehilahy io ka noraisiny ho toy ny anankiray amin' ny zanany ilay tovolahy. Le lévite consentit à se fixer chez cet homme et le jeune homme fut pour lui comme l' un de ses fils.
Mts / Mpits 17:12 And Micah consecrated the Levite; and the young man became his priest, and was in the house of Micah. Dia natokan' i Mika ilay Levita, ka dia tonga mpisorony izy ary nitoetra tao an-tranon' i Mika. Mikasy nanokana ity Levita, dia tonga mpisorona ho azy io ilay tovolahy, ary nitoetra tao an-tranon' i Mikasy. Mika donna l' investiture au lévite; le jeune homme devint son prêtre et il demeura dans la maison de Mika.
Mts / Mpits 17:13 Then said Micah, Now know I that the Lord will do me good, seeing I have a Levite to my priest. Dia hoy Mika: Fantatro izao fa hanisy soa ahy Jehovah, satria manana ity Levita ity ho mpisoroko aho. Ary hoy Mikasy hoe: Fantatro ankehitriny, fa hanisy soa ahy Iaveh satria manana an' ity Levita ho mpisorona aho. " Et maintenant, dit Mika, je sais que Yahvé me fera du bien, puisque j' ai ce lévite pour prêtre. "

<-
->