| <- ->
 |  | 
| 
 | 
| 1Tt / 1Tan 15:1 | And David> made him houses in the city of David>, and prepared a place for the ark of God>, and pitched for it a tent. |  | Ary Davida nanao trano ho azy tao an-tanànan' i Davida, dia nanomana fitoerana ho an' ny fiaran' Andriamanitra, ka nanorin-day ho azy. | Il se bâtit des édifices> dans la Cité> de David>, il prépara un lieu pour l' arche de Dieu>, il dressa pour elle une tente, | 
| 1Tt / 1Tan 15:2 | Then David> said, None ought to carry the ark of God> but the Levites>: for them hath the Lord> chosen to carry the ark of God>, and to minister unto him for ever. |  | Hoy Davida tamin' izay: Tsy misy afa-tsy ny Levita ihany no hitondra ny fiaran' Andriamanitra, satria ireo no voafidin' ny Tompo hitondra ny fiaran' Andriamanitra sy hanao ny fanompoana momba azy mandrakizay. | puis il dit : " L' arche de Dieu> ne peut pas être transportée, sinon par les lévites; car Yahvé> les a choisis pour porter l' arche de Yahvé> et en assurer à jamais le service. " | 
| 1Tt / 1Tan 15:3 | And David> gathered all Israel> together to Jerusalem>, to bring up the ark of the Lord> unto his place, which he had prepared for it. |  | Dia novorin' i Davida tao Jerosalema Israely rehetra hampiakatra ny fiaran' ny Tompo ho ao amin' ny fitoerany, izay efa nomaniny ho azy. | Alors David> rassembla tout Israël> à Jérusalem> pour faire monter l' arche de Yahvé> au lieu qu' il lui avait préparé. | 
| 1Tt / 1Tan 15:4 | And David> assembled the children of Aaron>, and the Levites>: |  | Novorin' i Davida ny taranak' i Aarona sy ny Levita; | Il réunit les fils d' Aaron> et les Lévites> : | 
| 1Tt / 1Tan 15:5 | Of the sons of Kohath>; Uriel> the chief, and his brethren an hundred and twenty: |  | tamin' ny taranak' i Kaata: Oriela lehibe sy ny rahalahiny, roapolo amby zato; | pour les fils de Qehat>, Uriel> l' officier et ses cent vingt frères, | 
| 1Tt / 1Tan 15:6 | Of the sons of Merari>; Asaiah> the chief, and his brethren two hundred and twenty: |  | tamin' ny taranak' i Merarì: Asaià lehibe sy ny rahalahiny, roapolo sy roan-jato; | pour les fils de Merari>, Asaya> l' officier et ses deux cent vingt frères, | 
| 1Tt / 1Tan 15:7 | Of the sons of Gershom>; Joel> the chief and his brethren an hundred and thirty: |  | tamin' ny taranak' i Gersoma: Joela lehibe sy ny rahalahiny, telopolo amby zato; | pour les fils de Gershom>, Yoèl> l' officier et ses cent trente frères, | 
| 1Tt / 1Tan 15:8 | Of the sons of Elizaphan>; Shemaiah> the chief, and his brethren two hundred: |  | tamin' ny taranak' i Elisafàna: Semeiasa lehibe sy ny rahalahiny, roan-jato; | pour les fils d'Éliçaphân>, Shemaya> l' officier et ses deux cents frères, | 
| 1Tt / 1Tan 15:9 | Of the sons of Hebron>; Eliel> the chief, and his brethren fourscore: |  | tamin' ny taranak' i Hebrona: Eliela lehibe sy ny rahalahiny, valopolo; | pour les fils d' Hébrôn>, Éliel> l' officier et ses quatre-vingts frères, | 
| 1Tt / 1Tan 15:10 | Of the sons of Uzziel>; Amminadab> the chief, and his brethren an hundred and twelve. |  | tamin' ny taranak' i Oziela: Aminadaba lehibe sy ny rahalahiny, roa ambin' ny folo amby zato. | pour les fils d' Uzziel>, Amminadab> l' officier et ses cent douze frères. | 
| 1Tt / 1Tan 15:11 | And David> called for Zadok> and Abiathar> the priests, and for the Levites>, for Uriel>, Asaiah>, and Joel>, Shemaiah>, and Eliel>, and Amminadab>, |  | Nantsoin' i Davida ny mpisorona Sadaoka sy Abiatara, ary ny Levita, Oriela, Asaiasa, Joela, Semeiasa, Eliela ary Aminadaba. | David> convoqua les prêtres Sadoq> et Ébyatar>, les lévites Uriel>, Asaya>, Yoèl>, Shemaya>, Éliel> et Amminadab>, | 
| 1Tt / 1Tan 15:12 | And said unto them, Ye are the chief of the fathers of the Levites>: sanctify yourselves, both ye and your brethren, that ye may bring up the ark of the Lord> God> of Israel> unto the place that I have prepared for it. |  | Ka hoy izy tamin' ireo: Hianareo, loha fianakavian' ny Levita, hamasino ny tenanareo, dia hianareo sy ny rahalahinareo, ka ampiakaro ny fiaran' ny Tompo Andriamanitr' Israely ho eo amin' ny fitoerana nomaniko ho azy. | il leur dit : " Vous êtes les chefs des familles lévitiques; sanctifiez-vous, vous et vos frères, et faites monter l' arche de Yahvé>, le Dieu> d' Israël>, au lieu que je lui ai préparé. | 
| 1Tt / 1Tan 15:13 | For because ye did it not at the first, the Lord our God> made a breach upon us, for that we sought him not after the due order. |  | Fa satria noho hianareo tsy nampiakatra azy tamin' ilay voalohany, no nikapohan' ny Tompo Andriamanitsika antsika, satria tsy nitady azy araka ny lalàna isika. | Parce que vous n'étiez pas là la première fois, Yahvé> avait foncé sur nous : nous ne nous étions pas adressés à lui suivant la règle. " | 
| 1Tt / 1Tan 15:14 | So the priests and the Levites> sanctified themselves to bring up the ark of the Lord> God> of Israel>. |  | Dia nanamasin-tena ny mpisorona sy ny Levita, mba hampiakatra ny fiaran' ny Tompo Andriamanitr' Israely. | Prêtres et lévites se sanctifièrent pour faire monter l' arche de Yahvé>, le Dieu> d' Israël>, | 
| 1Tt / 1Tan 15:15 | And the children of the Levites> bare the ark of God> upon their shoulders with the staves thereon, as Moses> commanded according to the word of the Lord>. |  | Ary ny taranak' i Levì, dia nilanja ny fiaran' Andriamanitra tamin' ny baony, araka ny nandidian' i Moizy, araka ny tenin' ny Tompo. | et les lévites transportèrent l' arche de Dieu>, les barres sur leurs épaules, comme l' avait prescrit Moïse>, selon la parole de Yahvé>. | 
| 1Tt / 1Tan 15:16 | And David> spake to the chief of the Levites> to appoint their brethren to be the singers with instruments of musick, psalteries and harps and cymbals, sounding, by lifting up the voice with joy. |  | Nasain' i Davida notendren' ny lehiben' ny Levita ny rahalahiny mpihira miaraka amin' ny zava-maneno, dia ny valiha, ny harpa, ny kipantsona, hampaneno azy amin' ny feo mikarantsana sy maneho hafaliana. | David> dit alors aux officiers des lévites de placer leurs frères les chantres, avec tous les instruments d' accompagnement, cithares, lyres et cymbales; on les entendait retentir d' une musique qui remplissait de liesse. | 
| 1Tt / 1Tan 15:17 | So the Levites> appointed Heman> the son of Joel>; and of his brethren, Asaph> the son of Berechiah>; and of the sons of Merari> their brethren, Ethan> the son of Kushaiah>; |  | Ka dia notendren' ny Levita Hemàna zanak' i Joela, ary tamin' ireo rahalahiny Asafa zanak' i Barakiasa; tamin' ny taranak' i Merarì rahalahiny, Etana zanak' i Kosaià; | Les lévites placèrent Hémân> fils de Yoèl>, Asaph> l' un de ses frères, fils de Bérekyahu>, Étân> fils de Qushayahu>, l' un des Merarites> leurs frères. | 
| 1Tt / 1Tan 15:18 | And with them their brethren of the second degree, Zechariah>, Ben>, and Jaaziel>, and Shemiramoth>, and Jehiel>, and Unni>, Eliab>, and Benaiah>, and Maaseiah>, and Mattithiah>, and Elipheleh>, and Mikneiah>, and Obededom>, and Jeiel>, the porters. |  | naman' ireo ny rahalahiny, amin' ny ambaratonga faharoa: Zakaria, Bena, Jaziela, Semiramota, Jahiela, Anì, Eliaba, Banaiasa, Maasiasa, Matatiasa, Elifalò, Maseniasa, Obededoma, ary Jehiela, mpiandry varavarana. | Ils avaient avec eux leurs frères du second ordre : Zekaryahu>, Uzziel>, Shemiramot>, Yehiel>, Unni>, Éliab>, Benaya>, Maaséyahu>, Mattityahu>, Éliphléhu>, Miqnéyahu>, Obed-Édom>, Yeïel>, les portiers; | 
| 1Tt / 1Tan 15:19 | So the singers, Heman>, Asaph>, and Ethan>, were appointed to sound with cymbals of brass; |  | Hemàna sy Asafa ary Etàna mpihira, dia nitondra kipantsona varahina, hampanenoina. | Hémân>, Asaph> et Étân>, les chantres, jouaient avec éclat de la cymbale de bronze. | 
| 1Tt / 1Tan 15:20 | And Zechariah>, and Aziel>, and Shemiramoth>, and Jehiel>, and Unni>, and Eliab>, and Maaseiah>, and Benaiah>, with psalteries on Alamoth>; |  | Zakaria, Oziela, Semiramota, Jahiela, Anì, Eliaba, Maasiasa, ary Banaaisa nanana valiha alamota. | Zekarya>, Uzziel>, Shemiramot>, Yehiel>, Unni>, Éliab>, Maaséyahu>, Benaya> jouaient de la lyre à noeuds. | 
| 1Tt / 1Tan 15:21 | And Mattithiah>, and Elipheleh>, and Mikneiah>, and Obededom>, and Jeiel>, and Azaziah>, with harps on the Sheminith> to excel. |  | Matatiasa, Elifalò, Maseniasa, Obededoma, Jehiela ary Ozazio, nanana harpa amin' ny octave, hitari-kira. | Mattityahu>, Éliphléhu>, Miqnéyahu>, Obed-Édom>, Yeïel> et Azazyahu>, donnant le rythme, jouaient de la cithare à l' octave. | 
| 1Tt / 1Tan 15:22 | And Chenaniah>, chief of the Levites>, was for song: he instructed about the song, because he was skilful. |  | Koneniasa, lehiben' ny Levita momba ny fitondrana ny fanaka no nitarika ny fitondrana, fa nahay izany izy. | Kenanyahu>, officier des lévites chargés du transport, commandait le transport, car il s' y entendait. | 
| 1Tt / 1Tan 15:23 | And Berechiah> and Elkanah> were doorkeepers for the ark. |  | Barakiasa sy Elkanà, no mpiandry varavarana teo akaikin' ny fiara. | Bérékya> et Elqana> faisaient fonction de portiers près de l' arche. | 
| 1Tt / 1Tan 15:24 | And Shebaniah>, and Jehoshaphat>, and Nethaneel>, and Amasai>, and Zechariah>, and Benaiah>, and Eliezer>, the priests, did blow with the trumpets before the ark of God>: and Obededom> and Jehiah> were doorkeepers for the ark. |  | Sebeniasa, Josafata, Natanaela, Amasaì, Zakaria, Banaiasa, ary Eliezera mpisorona, no nitsòka anjomara teo alohan' ny fiaran' Andriamanitra; Obededoma sy Jehiasa no mpiandry varavarana teo akaikin' ny fiara. | Les prêtres Shebanyahu>, Yoshaphat>, Netanéel>, Amasaï>, Zekaryahu>, Benayahu> et Éliézer> sonnaient de la trompette devant l' arche de Dieu>. Obed-Édom> et Yehiyya> étaient portiers près de l' arche. | 
| 1Tt / 1Tan 15:25 | So David>, and the elders of Israel>, and the captains over thousands, went to bring up the ark of the covenant of the Lord> out of the house of Obededom> with joy. |  | Dia niainga Davida sy ny loholon' Israely ary ny tompon' arivo, hampiakatra ny fiaran' ny faneken' ny Tompo tao an-tranon' i Obededoma tamin' ny fifaliana. | David> donc, les anciens d' Israël> et les officiers de milliers faisaient en grande liesse monter l' arche de l' alliance de Yahvé> depuis la maison d' Obed-Édom>. | 
| 1Tt / 1Tan 15:26 | And it came to pass, when God> helped the Levites> that bare the ark of the covenant of the Lord>, that they offered seven bullocks and seven rams. |  | Rahefa nomban' Andriamanitra fanampiana ny Levita izay nitondra ny fiaran' ny faneken' ny Tompo, dia namono ombalahy enina sy ondralahy enina natao sorona ny olona. | Et tandis que Dieu> assistait les lévites qui portaient l' arche de l' alliance de Yahvé>, on immola sept taureaux et sept béliers. | 
| 1Tt / 1Tan 15:27 | And David> was clothed with a robe of fine linen, and all the Levites> that bare the ark, and the singers, and Chenaniah> the master of the song with the singers: David> also had upon him an ephod of linen. |  | Nitafy kapaoty bisosa Davida; torak' izany koa ny Levita rehetra nitondra ny fiara, ny mpihira ary Koneniasa izay nitarika ny fitondrana ny fiara, eo amin' ny mpihira; ary Davida nitafy ny efoda rongony madinika. | David>, revêtu d' un manteau de byssus, dansait en tournoyant ainsi que tous les lévites porteurs de l' arche, les chantres et Kenanya> l' officier chargé du transport. David> était aussi couvert de l'éphod> de lin. | 
| 1Tt / 1Tan 15:28 | Thus all Israel> brought up the ark of the covenant of the Lord> with shouting, and with sound of the cornet, and with trumpets, and with cymbals, making a noise with psalteries and harps. |  | Israely rehetra no indray nampakatra ny fiaran' ny faneken' ny Tompo tamin' ny hobin-kafaliana, tamin' ny feon' anjomara amana bingona mbamin' ny kipantsona. | Tout Israël> fit monter l' arche de l' alliance de Yahvé> en poussant des acclamations, au son du cor, des trompettes et des cymbales, en faisant retentir lyres et cithares. | 
| 1Tt / 1Tan 15:29 | And it came to pass, as the ark of the covenant of the Lord> came to the city of David>, that Michal>, the daughter of Saul> looking out at a window saw king David> dancing and playing: and she despised him in her heart. |  | Nony tonga hatrany an-tanànan' i Davida ny fiaran' ny faneken' ny Tompo dia nitsirika teo am-baravarankely Mikola zanakavavin' i Saola, ka nony nahita an' i Davida nitsinjaka sy nandihy izy, dia nikizaka azy tao am-pony. | Or, comme l' arche de l' alliance de Yahvé> atteignait la Cité> de David>, la fille de Saül>, Mikal>, regarda par la fenêtre et vit le roi David> danser et exulter; dans son coeur elle le méprisa. | 
| 
 | 
| <- ->
 |  |