<-
->

2Tt / 2Tan 1:1 And Solomon the son of David was strengthened in his kingdom, and the Lord his God was with him, and magnified him exceedingly. Ary Solomona, zanak' i Davida, dia nitombo hery tamin' ny fanjakany, ary Jehovah Andriamaniny nomba azy ka nanandratra azy indrindra. Niorina mafy tamin' ny fanjakana Salomona zanak' i Davida; nomba azy Iaveh Andriamaniny, ka nanandratra azy ho amin' ny ambaratonga ambony indrindra. Salomon, fils de David, s' affermit sur son trône. Yahvé son Dieu était avec lui et porta au faîte sa grandeur.
2Tt / 2Tan 1:2 Then Solomon spake unto all Israel, to the captains of thousands and of hundreds, and to the judges, and to every governor in all Israel, the chief of the fathers. Ary Solomona nandidy Isiraely rehetra, dia mpifehy arivo sy mpifehy zato sy mpitsara ary loham-pirenena rehetra tamin' ny Isiraely, dia lohan' ny fianakaviana, Ary nisy didy nomen' i Salomona ho an' Israely rehetra, dia ny tompon' arivo, ny tompon-jato, ny mpitsara, ny filohany rehetra teo amin' Israely ary ny loham-pianakaviana. Salomon parla alors à tout Israël, aux officiers de milliers et de centaines, aux juges et à tous les princes de tout Israël, chefs de famille.
2Tt / 2Tan 1:3 So Solomon, and all the congregation with him, went to the high place that was at Gibeon; for there was the tabernacle of the congregation of God, which Moses the servant of the Lord had made in the wilderness. ka dia niara-niakatra ho any amin' ny fitoerana avo tao Gibeona Solomona sy fiangonana rehetra; fa tao trano-lay fihaonana izay an' Andriamanitra, ilay nataon' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, tany an-efitra. Ka niara-niakatra tamin' ny fiangonana rehetra Salomona ho any amin' ny fitoerana avo any Gabaona. Fa tao ny trano lay fihaonan' Andriamanitra nataon' i Moizy, mpanompon' ny Tompo, tany an' efitra; Puis, avec toute l' assemblée, Salomon se rendit au haut lieu de Gabaôn où se trouvait en effet la Tente du Rendez-vous de Dieu, faite dans le désert par Moïse, serviteur de Yahvé;
2Tt / 2Tan 1:4 But the ark of God had David brought up from Kirjathjearim to the place which David had prepared for it: for he had pitched a tent for it at Jerusalem. Fa fiaran' Andriamanitra efa nampakarin' i Davida avy ta Kiriata-jearima ho ao amin' izay efa namboariny ho azy; fa efa nanorina lay ho azy tany Jerosalema izy. ny fiaran' Andriamanitra kosa efa nafindran' i Davida, avy any Kariathiarima ho any amin' ny fitoerana namboariny ho azy; satria efa nanangan-day ho azy tany Jerosalema izy. mais David avait fait monter l' arche de Dieu de Qiryat-Yéarim jusqu'à l' endroit qu' il avait préparé pour elle : il lui avait en effet dressé une tente à Jérusalem.
2Tt / 2Tan 1:5 Moreover the brasen altar, that Bezaleel the son of Uri, the son of Hur, had made, he put before the tabernacle of the Lord: and Solomon and the congregation sought unto it. Ary alitara varahina izay nataon' i Bezalila, zanak' i Ory zanak' i Hora, dia teo anoloan' ny tabernakelin' i Jehovah; ary Solomona sy fiangonana nitady Azy tao. Ilay otely varahina nataon' i Beseleela, zanak' i Orì, zanak' i Hora, dia tany koa, teo anoloan' ny tabernaklan' ny Tompo. Nitady an' ny Tompo tany Salomona sy ny fiangonana. L' autel de bronze qu' avait fait Beçaléel, fils de Uri, fils de Hur, était là devant la Demeure de Yahvé où Salomon et l' assemblée venaient le consulter.
2Tt / 2Tan 1:6 And Solomon went up thither to the brasen altar before the Lord, which was at the tabernacle of the congregation, and offered a thousand burnt offerings upon it. Ary Solomona nanatitra fanatitra teo amin' ny alitara varahina teo anatrehan' i Jehovah, izay momba ny trano-lay fihaonana; fanatitra dorana arivo no nateriny teo. Dia tao ihany, teo ambonin' ilay otely varahina, teo anoloan' ny Tompo, akaikin' ny trano lay fihaonana, no nanoloran' i Salomona sorona dorana arivo. C' est là que Salomon, en présence de Dieu, monta à l' autel de bronze qui était attenant à la Tente du Rendez-vous et il y offrit mille holocaustes.
2Tt / 2Tan 1:7 In that night did God appear unto Solomon, and said unto him, Ask what I shall give thee. Tamin' ny alin' iny no nisehoan' Andriamanitra tamin' i Solomona, ka hoy Izy taminy: Angataho izay tianao homeko anao. Nony alina, niseho tamin' i Salomona Andriamanitra, ka nanao taminy hoe: Angataho izay tianao homeko anao. La nuit même, Dieu se montra à Salomon et lui dit : " Demande ce que je dois te donner. "
2Tt / 2Tan 1:8 And Solomon said unto God, Thou hast shewed great mercy unto David my father, and hast made me to reign in his stead. Dia hoy Solomona tamin' Andriamanitra: Hianao efa naneho fahasoavana lehibe tamin' i Davida raiko ary nampanjaka ahy handimby azy. Dia hoy ny navalin' i Salomona an' Andriamanitra: Hatsaram-po lehibe no nasehonao tamin' i Davida raiko, ary izaho no nampanjakainao handimby azy. Salomon répondit à Dieu : " Tu as témoigné une grande bienveillance à David mon père et tu m' as établi roi à sa place.
2Tt / 2Tan 1:9 Now, O Lord God, let thy promise unto David my father be established: for thou hast made me king over a people like the dust of the earth in multitude. Koa ankehitriny, ry Jehovah Andriamanitra ô. aoka ho tanteraka teninao tamin' i Davida raiko; fa Hianao efa nampanjaka ahy tamin' ny vahoaka maro be tahaka ny vovo-tany. Koa ankehitriny, Iaveh Andriamanitra ô, aoka ho tanteraka ny teninao tamin' i Davida raiko, fa efa nataonao mpanjaka amin' ny vahoaka maro toy ny vovon-tany aho. Yahvé Dieu, la promesse que tu as faite à mon père David s' accomplit maintenant puisque tu m' as établi roi sur un peuple aussi nombreux que la poussière de la terre.
2Tt / 2Tan 1:10 Give me now wisdom and knowledge, that I may go out and come in before this people: for who can judge this thy people, that is so great? Koa omeo fahendrena sy fahalalana aho hitarihako ireto vahoaka ireto mivoaka sy miditra; fa iza no hahay mitsara izao olonao betsaka izao? Omeo fahendrena amam-pahazavan-tsaina aho hahaizako ny tokony hataoko eo anatrehan' ny vahoakanao. Fa iza no hahay mitsara ny vahoakanao, dia izao vahoaka be dia be izao? Donne-moi donc à présent sagesse et savoir pour agir en chef à la tête de ce peuple, car qui pourrait gouverner un peuple aussi grand que le tien ? "
2Tt / 2Tan 1:11 And God said to Solomon, Because this was in thine heart, and thou hast not asked riches, wealth, or honour, nor the life of thine enemies, neither yet hast asked long life; but hast asked wisdom and knowledge for thyself, that thou mayest judge my people, over whom I have made thee king: Dia hoy Andriamanitra tamin' i Solomona: Satria tao am-ponao izany ka tsy nangataka vola aman-karena ianao, na voninahitra, na ain' ny fahavalonao, ary tsy nangataka ho ela velona aza, fa nangataka fahendrena sy fahalalana hitsaranao ny oloko izay nampanjakako anao, Ary hoy Andriamanitra tamin' i Salomona: Satria izany no ao am-ponao, fa tsy vola aman-karena no nangatahinao, na voninahitra, na ny ain' ny fahavalonao, ary tsy nangatahinao ny ho lava fiainana aza, fa ny fahendrena amam-pahazavan-tsaina no nangatahinao ho anao, hitsaranao ny vahoakako izay nananganako anao ho mpanjaka; Dieu dit à Salomon : " Puisque tel est ton désir, puisque tu n' as demandé ni richesse, ni trésors, ni gloire, ni la vie de tes ennemis, puisque tu n' as pas même demandé de longs jours, mais sagesse et savoir pour gouverner mon peuple dont je t' ai établi roi,
2Tt / 2Tan 1:12 Wisdom and knowledge is granted unto thee; and I will give thee riches, and wealth, and honour, such as none of the kings have had that have been before thee, neither shall there any after thee have the like. dia omena anao ny fahendrena sy fahalalana; ary homeko vola aman-karena sy voninahitra koa ianao, mihoatra noho izay nananan' ny mpanjaka rehetra na iza na iza tany alohanao, ary tsy hisy hanana tahaka izany ny any aorianao. koa omeko anao ny fahendrena amam-pahazavan-tsaina. Homeko anao ny vola aman-karena mbamin' ny voninahitra; ny mpanjaka talohanao tsy nisy nanana toy izany; ny any aoriana tsy hisy hanana toy izany. la sagesse et le savoir te sont donnés. Je te donne aussi richesse, trésors et gloire comme n' en eut aucun des rois qui t' ont précédé et comme n' en auront point ceux qui viendront après toi. "
2Tt / 2Tan 1:13 Then Solomon came from his journey to the high place that was at Gibeon to Jerusalem, from before the tabernacle of the congregation, and reigned over Israel. Ary tonga tany Jerosalema Solomona avy teo amin' ny fitoerana avo tao Gibeona, dia teo anoloan' ny trano-lay fihaonana; ary nanjaka tamin' ny Isiraely izy. Avy tao amin' ny fitoerana avo tao Gabaona sy tao amin' ny trano lay fihaonana Salomona, dia nody tany Jerosalema, ary nanjaka tamin' Israely. Salomon quitta le haut lieu de Gabaôn pour Jérusalem, loin de la Tente du Rendez-vous; il régna sur Israël.
2Tt / 2Tan 1:14 And Solomon gathered chariots and horsemen: and he had a thousand and four hundred chariots, and twelve thousand horsemen, which he placed in the chariot cities, and with the king at Jerusalem. Ary Solomona nanangona kalesy sy mpitaingin-tsoavaly ka nanana kalesy efa-jato amby arivo sy mpitaingin-tsoavaly roa arivo sy iray alina, izay nataony tany amin' ireny tanàna fitoeran' ny kalesy ary tao amin' ny mpanjaka tany Jerosalema. kalesy efa-jato amby arivo sy mpitaingin-tsoavaly roa arivo sy iray alina, izay nataony tany amin' ireny tanàna fitoeran' ny kalesy ary tao amin' ny mpanjaka tany Jerosalema. Nanangona kalesy amam-pitaingin-tsoavaly Salomona, ka nanan-kalesy efa-jato sy arivo, sy mpitaingin-tsoavaly roa arivo sy iray alina, izay napetrany tamin' ireo tanàna fitoeran-kalesy, sy tao Jerosalema akaikin' ny mpanjaka. Il rassembla des chars et des chevaux; il eut mille quatre cents chars et mille deux cents chevaux, et il les cantonna dans les villes des chars et près du roi à Jérusalem.
2Tt / 2Tan 1:15 And the king made silver and gold at Jerusalem as plenteous as stones, and cedar trees made he as the sycomore trees that are in the vale for abundance. Ary nataon' ny mpanjaka ho tahaka ny vato ny habetsaky ny volafotsy sy ny volamena tany Jerosalema, ary ny hazo sedera nataony toy ny aviavy eny amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka. Ny volafotsy amam-bolamena tany Jerosalema, nataon' ny mpanjaka an-kabetsahana tahaka ny vato; ny sedera nataony maro toy ny amontana maniry eny an-tany lemaka. Le roi fit que l' argent et l' or étaient aussi communs à Jérusalem que les cailloux, et les cèdres aussi nombreux que les sycomores du Bas-Pays.
2Tt / 2Tan 1:16 And Solomon had horses brought out of Egypt, and linen yarn: the king' s merchants received the linen yarn at a price. Avy tany Egypta no nahazoan' i Solomona soavaly; ary ny iray toko tamin' ny mpandranton' ny mpanjaka dia naka andiany iray araka izay vidiny voatendry. Avy any Ejipta no nihavian' ny soavalin' i Salomona, antokony iray tamin' ny mpandranton' ny mpanjaka no nandeha naka azy amin' andiany, araka ny vidiny efa nifanekena: Les chevaux de Salomon étaient importés de Muçur et de Cilicie; les courtiers du roi en prenaient livraison en Cilicie à prix d' argent.
2Tt / 2Tan 1:17 And they fetched up, and brought forth out of Egypt a chariot for six hundred shekels of silver, and an horse for an hundred and fifty: and so brought they out horses for all the kings of the Hittites, and for the kings of Syria, by their means. Ary ny vidin' ny kalesy iray nentiny niakatra avy tany Egypta dia sekely volafotsy enin-jato, ary ny soavaly dia dimam-polo amby zato avy; ary toy izany koa no nitondrany ho an' ny mpanjakan' ny Hetita sy ny mpanjakan' ny Syriana. Ary Solomona nilaza fa hanao trano ho an' ny anaran' i Jehovah sy lapa ho an' ny tenany. volafotsy enin-jato sikla no fahazoana mampakatra sy mamoaka kalesy iray avy tany Ejipta, ary dimampolo amby zato sikla no fahazoana soavaly iray. Fa torak' izany ihany koa no nitondran' izy ireo ho an' ny mpanjakan' ny Heteana rehetra sy ny mpanjakan' i Siria. Ils s' en allaient aussi importer d'Égypte des chars à six cents sicles l' unité; un cheval en valait cent cinquante; il en était de même pour tous les rois des Hittites et les rois d' Aram qui les importaient par leur entremise.
2Tt / 2Tan 1:18 Nikasa hanao trano ho an' ny anaran' ny Tompo sy lapa ho an' ny tenany Salomona. Salomon ordonna de bâtir une maison au nom de Yahvé et une autre pour y régner lui-même.

<-
->