<-
->

1Tt / 1Tan 14:11 So they came up to Baalperazim; and David smote them there. Then David said, God hath broken in upon mine enemies by mine hand like the breaking forth of waters: therefore they called the name of that place Baalperazim. Dia niakatra nankao Bala-perazima Davida ka namely azy teo; dia hoy izy: Ny tanako no namakian' Andriamanitra ny fahavaloko hipariaka toy ny rano vaky; koa izany no nanaovany ny anaran' izany tany izany hoe Bala-perazima. Dia niakatra nankany Baalal-Farasina izy ireo ka nandresy azy tao Davida. Ary hoy Davida: Ny tànako no namakian' Andriamanitra ny fahavaloko, toy ny amakian' ny rano ny fefiloha. Izany no nanaovana ny anaran' io fitoerana io hoe: Baala-Farasina. Ils montèrent à Baal-Peraçim, et là, David les battit. Et David dit : " Par ma main Dieu a ouvert une brèche dans mes ennemis comme une brèche faite par les eaux. " C' est pourquoi on appela cet endroit Baal-Peraçim.