|
|
|
|

Entry (1/5) 1  volo
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
4  Prefixed :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  16 Zavatra lava madinika kely ohatra ny kofehy tantra maniry amin' ny faritra sasantsasany amin' ny tenan' ny olombelona na ny biby ary na dia ny zavamaniry aza: Be volon-tratra io lehilahy io ~ Be volo mahafinaritra ny amboan' i Bary ~ Ataon' ny olona fanafody ny volon-katsaka
17 Volon-doha: Efa lava ny volon' ise ka andeha mba hampanetezo [1.1]
Explanations in English  18 hair
19 feathers
20 moss [1.7]
Explanations in French  21 cheveux, poil
22 plume
23 mousse [1.8]
24 Chez les animaux et l'homme : poils ou plumes, cheveux, etc.
25 Chez les plantes : poils et duvets des feuilles et des tiges.
26 Les mousses et autres petites plantes arboricoles sont elles-mêmes assimilées à des poils sous le nom de volon-kazo [1.196]
Examples  27  Tsy maintsy hetezana fohy mantsy aloha ny volo, izay vao kolaina. [2.472#109]
28  randranina madinika ny volo ny reninjaza; [2.48#74]
Holonym 
Co-meronyms 
Combinations  42  124 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word volo
Proverbs  43  Proverbs containing that word
Article  44 Randzavola: volo ao amin' ny Baiboly

Entry (2/5) 45  volo
Part of speech  46  noun
Derivatives 
Active verbs :
Explanations in Malagasy  48 Lokon-javatra na biby: Toy inona no volon' ilay ombinareo very izay? ~ Ity lamba tanora volo ity entinao fa tena manendrika anao mihitsy [1.1]
Explanations in English  49 color [1.7]
Explanations in French  50 couleur [1.8]
51 Couleur, teinte, aspect naturels ; les couleurs obtenues par teinture s'appellent au contraire : loko. [1.196]
Combinations  52  20 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word volo
Tables and plates  53  The Colors
54  Cattle Coat Colors

Entry (3/5) 55  volo
Part of speech  56  noun
Explanations in Malagasy  57 Endrika, tarehy: Tsy volon' olona handeha akory ianao izany! [1.1]

Entry (4/5) 58  volo
Part of speech  59  noun
Explanations in Malagasy  60 Karazan-javamaniry fahita amin' ny tany mafana, manana toetra manokana: ny tahony tsoa-tokana tsisy rantsany, mavo malamalama, poaka aty, nefa misy tonony, mety ho voafihin' ny rantsantanana roa ny habeny, ary ny raviny etiety kely maranitra. Maro karazana ny volo: ny voloandotra, ny voloandritra, ny volodia, ny volodiosy, ny volosanga, ny volosy, ny volotara, ny bararata, ny volotsangana, ny volovaliha, ary ny volovato [1.1]
Explanations in English  61 bamboo [1.7]
Explanations in French  62 bambou [1.8, 1.13]
63 roseau [1.8]
64 Nom générique des bambous. L. A. Chapelier a relevé anciennement ce nom sur la côte Est pour un bambou autochtone, Ochlandra capitata (Kunth) E.G. Camus ( = Nastus capitatus Kunth) « c'est le bambou dont la tête retombe en panache » écrit-il. Mais ce nom s'applique également aux espèces introduites : Bambusa barbata Trin., Bambusa capitata Trin., Dendrocalamus strictus (Roxb.) Nees, (Poaceae). Ce nom est même étendu aux grandes Poaceae dont les chaumes dépassent souvent 2 m de haut. [1.196]
Vocabulary  65  Botany: grass
Analogs  66  volotsangana
Combinations  67  13 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word volo
Scientific name 
Illustrations 
72  73 

Entry (5/5) 74  volo
Part of speech  75  noun
Derivatives 
Nouns :
Explanations in French  77 [racine ancienne] action de préférer, de tirer, de sélectionner [1.196]
78 Au sens figuré : préférence, attitude partiale. Exemple : mivolo zanaka : faire des discriminations entre ses enfants [1.196]

Anagrams  79 lovo, volo

Updated on 2026/04/22