Entry (1/3) | 1 orona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Faritra mivohitra eo afovoan' ny tarehy, izay organa amin' ny fanamboloana sy fakana fofon' aina ary ilaina amin' ny fitenenana |
Explanations in English |
4 [1.2, 1.7] the nose 5 [1.2] [mal. Idong; jav. Irong.] |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13] nez |
Examples |
7 [2.131] fa tsy misy toa an-drahavana ka manaova toy ny maso sy orona ka iray alahelo 8 [2.470] Izato vava e, izato orona. |
Vocabulary |
9 Biology |
Compound words |
|
Proverbs | 28 Proverbs containing the word orona |
Entry (2/3) | 29 orona |
Part of speech | 30 noun |
Explanations in English |
31 [1.2] [Provincial]
in the provinces a promontory |
Explanations in French |
32 [1.2] dans les provinces, un promontoire |
Vocabulary |
33 Geography: (in general) |
Entry (3/3) | 34 orona |
Part of speech | 35 noun |
Explanations in French |
36 [1.196] . Nom relevé par Chapelier (réf. Chapelier 72) vers 1800 avec la graphie « ourouna ». Vient de horona. Cyperus nudicaulis Poir. (Cyperaceae). L'écorce des tiges était employée en sparterie, comme celle du horona, d'où l'analogie des noms. [Betsimisaraka]
|
Vocabulary |
37 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 39 naoro, noroa, onora, oroan, orona |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |