|
|
|
|

Entry 1  maso
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  15 Fitaovan' ny vatana mijery, ny fijerena: Sarobidy ny maso fa raha :samba tsy mahita ny hasoan' ny zavaboary
16 Ny votoatinjavatra, ny fotopototry ny zavatra iray: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason' ny fahavoazantsika
17 Fikezahana filofosana manao zavatra (fototeny niavian' ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana
[1.1]
Explanations in English  18 the eye [1.7]
Explanations in French  19 l'oeil [1.8]
20 oeil [1.13]
21 [Sakalava-Mayotte] oeil [1.405]
Examples  22  Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4#7]
23  Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. [2.324]
24  Nisy tanana namaha ny lamba namehy ny masoko. [2.471#57]
25  Mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany. [2.472#151]
Vocabulary  26  Biology
Holonym 
Co-meronyms 
Combinations  40  217 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word maso
Proverbs  41  Proverbs containing that word
Article  42 Randzavola: maso ao amin' ny Baiboly

Anagrams  maso, 43 Mosà, mosa, 44 Samo, 45 soma~, soma

Updated on 2026/08/14