|
|
|
|

Entry (1/4) 1  marina
Root  2 arina
Part of speech  3  adjective
Morphology 
4  Present :
5  Imperative :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Adverbs :
Explanations in Malagasy  20 Ilazana toerana mitovy tantana, tsy misy avo sy iva, tsy mikitoantoana: Lavoan-tany marina lahy ianao
21 Ilazana toe-javatra mifanaraka amin' ny tena izy, tsy diso: Marina fa roa ampiana roa efatra
22 Ilazana toetran' olona tsy mamitaka, tsy mandainga, manaraka ny rariny sy ny hitsiny: Mpampiasa marina Rabe fa omeny karama mifanentana amin' ny asa ataony avy ny mpiasa ao aminy [1.1]
Explanations in English  23 level; true; just, right [1.2, 1.7]
Explanations in French  24 de niveau; juste, vrai [1.3#434, 1.8]
25 d'aplomb, droit [1.3#434]
26 aplani, mis de niveau [1.196]
Examples  27  Tsy hita ihany izy ity izay marina [2.4#7]
28  marina fa tsy mpiray tarika amin' izy telo lahy ireo [2.470#48]
Combinations  29  31 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word marina
Proverbs  30  Proverbs containing that word

Entry (2/4) 31  marina
Root  32 arina
Part of speech  33  imperative of adjective marina [Full list]
Other spellings  34 mar

Entry (3/4) 35  mariña
Part of speech  36  adjective
Explanations in Malagasy  37 [Tanala] hendry, mipetraka tsara [1.78]

Entry (4/4) 38  marina
Part of speech  39  noun
Explanations in French  40 [Merina+Betsileo] Acalypha spachiana Baill. (Euphorbiaceae). Arbuste dont le sommet est souvent plat, comme s'il avait été taillé. [1.196]
Vocabulary  41  Botany
Scientific name 

Anagrams  43 manary, mañary, 44 manira, manirà, mariña, marìna, marina, 45 mirana

Updated on 2026/08/13