|
|
|
|

Entry (1/2) 1  hamarina
Root  2 hamatra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Fehezina amin'ny hamatra na harato [1.1]
Explanations in French  9 Qu’on bande avec des éclisses [1.3#210]
Other spellings  10 hamarana

Entry (2/2) 11  hamarina
Root  12 marina
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14 Toetran' ny zavatra marina, mitovy tantana, na tsy diso: Tsy ampy ny hamarin' ny tany eto mba hanaovana trano. / Tsy mino ny hamarin' ny zavatra lazaiko ve ianao? [1.1]

Anagrams  hamarina, 15 maharina, 16 manahira, 17 maniraha, 18 miharàna, miharana, 19 mirahana, 20 Ramanahy

Updated on 2026/08/07