|
|
|
|

Entry 1  lanja
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
Explanations in Malagasy  33 Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io?
34 Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [1.1]
Explanations in English  35 weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying] [1.2]
36 weight [1.7]
Explanations in French  37 poids, pesanteur [1.8]
38 importance; masse, dose [1.13]
Examples  39  Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana; [2.285#211]
40  Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [2.114#36]
41  mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [2.606#63]
Combinations  42  31 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lanja
Proverbs  43  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21