|
|
|
|

Entry (1/2) 1  mandanja
Root  2 lanja
Part of speech  3  active verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Mijery ny havesatry ny zavatra iray amin' ny alalan' ny mizana: Mandanja hena
9 Mandinika, mihevitra izay mety ho vokany: Tokony handanja ny teny lazainao ianao
10 Manombantombana, maminavina izay ho vidiny: Mahay mandanja izay ho vidin' ny omby Rakoto
11 Mampitovy lanja: Tsy mahay mandanja ny vola miditra sy mivoaka ianao [1.1]
Explanations in English  12 to weigh in scales or on a weighing machine [1.2]
13 to weigh; to consider, to ponder [1.7]
Explanations in French  14 peser; réfléchir, considérer [1.8]
Examples  15  Ka mety mandanja ny sainy tokoa; [1.437#]
16  Diso isika raha tsy mandanja sy manavakavaka. [2.296#]
Combinations  17  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word mandanja

Entry (2/2) 18  mandanjà
Root  19 lanja
Part of speech  20  imperative of active verb mandanja [Full list]

Anagrams  mandanja, mandanjà

Updated on 2026/08/13