| Entry (1/2) | 1 lahy |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
14 Teny entina milaza olona na biby mifanohitra amin' ny vavy. Raha itenenana olona ny hoe lahy dia fampiasa: 1) Hilazana zanaka lahy: Dimy mianadahy ny zanako; telo vavy, roa lahy. 2) Miaraka amin' ny teny milaza isa: Dia niainga izy roa lahy. 3) Ilazana ny vady lahy: Rasoa no ao fa ny lahy vao lasa nivoaka
15 Manana ny fomba na toetran-dehilahy: Hanao tantsambo hono ny zanany lahy. [1.1] |
| Explanations in English |
16 a male, a man; a husband
17 masculine [1.7] |
| Explanations in French |
18 mâle; homme; mari
19 mâle, masculin [1.8] 20 [Sakalava-Mayotte] mâle [1.405] |
| Examples |
21 Endrey, hoy ny lahy somary nihoraka;
[2.470#102]
22 lahy iray izay no mba azy, tsy mitoetra miaraka aminy akory fa lasa nihary any anindratany any [2.470] 23 Dekona lahy sy vavy Analakely. [2.59#284] 24 ombi-lahy mitrena an-tseranana [2.245#53] |
| Antonyms | 25 vavy |
| Combinations | 26 323 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lahy |
| Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 28 lahy |
| Part of speech | 29 interjection [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
30 Tenim-piontanana enti-milaza:
31 1) Alahelo, tsy fanampoizan-javatra: Lasa tokoa lahy izy! 32 2) Fiangaviana na fangatahana somary miambezo: Mba omeo aho lahy! 33 3) Fisalasalana, tsy fahalalana: Asa lahy! fa tezitra foana teo izy 34 4) Faniriana: Raha nanam-bola aho lahy novidiko itỳ saha itỳ [1.1] |
| Explanations in English |
35 used in phrases like: asa lahy!, tsara lahy!, maty lahy!
[1.2] |
| Combinations | 36 3 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word lahy |
| Anagrams | 37 haly, 38 hila, lahy |
| Updated on 2026/04/22 |
|