|
|
|
|

Entry 1  vavy
Part of speech  2  noun or adjective
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  11 Olona na biby manana toe-batana natao hiteraka [1.1]
Explanations in English  12 female
13 a female [1.7]
Explanations in French  14 femelle [1.8]
15 [Sakalava-Mayotte] femelle [1.405]
Examples  16  Tsy mahita izany aho, fa ny anjaran' ny lahy tsy anajaran' ny vavy [2.472]
17  Ranom-boafotsy iray tasy no novidian' ny vavy ho azy teo an-tsenakely tsy lavitra teo [2.470]
Vocabulary  18  Biology
Antonyms  19 lahy
Combinations  20  146 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word vavy
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Updated on 2026/07/17