Entry sitrana
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly
Mitovy hevitra: afa-doza ~ afaka aretina ~ mahatsangana ~ maty holatra ~ miafa ~ miafana ~ mihamatanjaka ~ mihatsara ~ mitsiatsia ~ nialan' aretina ~ tsy misy atahorana intsony [Rajemisa 1985]
English definition healed, recovered from illness [Hallanger 1973]
French definition guéri, rétabli [Abinal 1888]
 guéri, rétabli après une maladie [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
sitrana
sitran'
sitran-
sitràna
Compound words, titles, names 
Examples Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana. [Andraina: Mitaraina, page 94]
Quotes 

Entry sitràna
Part of speech imperative of adjective sitrana [full list]
French definition Soyez guéri [Abinal 1888]
Examples Sitràna soa aman-tsara [Rajemisa 1985]

2017/11/26