| Entry | 1 sitranina |
| Root | 2 sitrana |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao sitrana: Sitrano aloha ny ferinao vao mandeha Afahana amin' ny aretina: Sitrano ny zanako, dokotera [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be healed [1.7] |
| Explanations in French |
6 qu'on guérit [1.8] |
| Examples |
7 Izay i Feno vao nahita fa misy fahantrana tsy takaitra tonga ho azy na vokatry ny fiaraha-monina misy zara vilana, fa aretina novolen' ny tompony ary iniana tsy sitranina.
[2.472]
8 dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana. [2.996] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 13 anantsiry, 14 antsirina, 15 sarintany, 16 sinitrana, 17 siran-tany, 18 sitranina |
| Updated on 2025/09/12 |
|