| Entry (1/2) | 1 sitrana |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly [1.1] |
| Explanations in English |
4 healed, recovered from illness [1.7] |
| Explanations in French |
5 guéri, rétabli [1.3#612] 6 guéri, rétabli après une maladie [1.8] |
| Examples |
7 Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Analogs | 22 afadoza, 23 afakaaretina, 24 mahatsangana, 25 matyholatra, 26 miafa, 27 miafana, 28 mihamatanjaka, 29 mihatsara, 30 mitsiatsia, 31 nialanaretina, 32 tsymisyatahoranaintsony |
| All compound words | 333 combinations of this word |
| Proverbs | 34 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 35 sitràna |
| Part of speech | 36 imperative of adjective sitrana [Full list] |
| Explanations in French |
37 Soyez guéri [1.3#612] |
| Examples |
38 Sitràna soa aman-tsara
[1.1]
|
| Anagrams | 39 an-tsary, 40 ranitsa, 41 ratsina, 42 sanatry, 43 sañitra, 44 santria, 45 satrina, 46 sitrana, sitràna, 47 tsiraña |
| Updated on 2025/11/03 |
|