Entry miafana (afana)
Part of speech   active verb
English translation   to be purified; to be sprinkled with the water in the ceremony of the afana [Richardson 1885]
French translation   se purifier, recevoir l'aspersion, prendre un bain, etc. [Abinal 1888]
Morphology  
miafana
niafana
hiafana
miafana

Entry miafana (afana)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena
¶ Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra [Rajemisa 1985]
Examples   Niempaka ny molotro nony niafana ny fanaviako [Rajemisa 1985]
Morphology  
miafana
niafana
hiafana
Synonyms   miafa

Entry miafana (afana)
Part of speech   imperative of active verb miafana [list]
English translation   [Richardson 1885]

Updated on 2015/10/26