Index

Proverbs : sitrana

Proverb 1Adidinao tsy namangy, fa ny aretiko afaka ihany. [2.415 #1045, 2.653, 2.165]
Adidinao tsy namangy, fa ny aretiko sitrana ihany. [1.1 #22]
Ny aretiko afaka ihany, fa adidinao tsy namangy. [2.415 #1045]
Malagasy interpretationIanao no mahazo tsiny amin' ny fihavanana noho ny tsy nitsidihanao ahy narary, fa izaho itý sitrana ihany. [1.1 #22]
French translationLe blâme vous reste pour ne pas m'avoir visité dans ma maladie, gardez-le ; moi, je suis quand même débarrassé de mon mal. [2.415 #1045]
Vous êtes blâmable de ne m' avoir pas rendu visite, mais je n' en suis pas moins guéri de ma maladie. [2.165]
French interpretationSe disait à ceux qui n'assistaient pas leurs parents dans l'embarras. [2.415 #1045]

Proverb 2Arahaba sitrana soa aman-tsara. [2.415 #4107]
French translationSalut, vous qui êtes guéri, sain et sauf. [2.415 #4107]
French interpretationFélicitations après guérison. [2.415 #4107]

Proverb 3Boka nempahina ka na sitrana aza narahin-kolatra ihany. [2.558 #940]
Boka nempahina : na sitrana aza, mbola arahin-kolatra ihany. [2.415 #1987, 2.653]
French translationLépreux écorché : même guéri, il lui reste des cicatrices. [2.415 #1987]
French interpretationSe disait des suites et conséquences. [2.415 #1987]

Proverb 4Dridran' Ingilo: andrasan-ko sitrana vao manapa-kozatra. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza aretina na toe-javatra sarotra itadiavam-panafody, ka arakaraka ny anantenana azy ho sitrana no vao mainka mampitombo ny fahavoazana aterany. [1.1]

Index