Entry rahona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambaran' entona avy amin' ny ranon' ny renirano, ony, farihy, ranomasina donafan' ny hainandro, ka mitangorona eny amin' ny habakabaka ary milatsaka ho orana raha sendra miova ho mangatsiaka ny toetr' andro [1.1]
Explanations in English A cloud. [Mal. Awan, a cloud: Polyn. Ao, aho, and aonga.] [1.2]
 A cloud [1.7]
Explanations in French Nuage [1.3, 1.8]
Examples 
1Tery am-paravodilanitra tery no nisy rahona kely nitomandavana. [2.471]
2Dia ora-madinika nahavonto lamba nentin' ny rahona nanafotra ny lanitra, izay nampisoka tsy fidiny ny volana aman-kintana. [2.529]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : rahona, rahoko, rahonao, rahony, rahontsika, rahonay, rahonareo, rahon', rahon-, rahom-, raho-
Prefixed : -drahona, -drahoko, -drahonao, -drahony, -drahontsika, -drahonay, -drahonareo, -drahon', -drahon-, -drahom-, -draho-
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs 
Article 
Illustrations 

Entry rahona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny atao amin-katezerana mba haniniana olona noho ny ratsy nataony [1.1]
Explanations in English Fig. a threat, a menace [1.2]
 A threat, a menace [1.7]
Explanations in French Menace [1.3, 1.8]
Derivatives 
Compound words 
Analogs  rahonavis

Entry rahona
Part of speech noun
Explanations in English Gilding [1.2]
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/08/15