Entry | 1 mirahona |
Root | 2 rahona |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mitarehin-drahona, mitoe-drahona, mivolon-drahona: Fatratra izany raha tarehin' olona; ny volony mirahona ngalingaly [1.1] |
Explanations in English |
5 to be overlaid with gold, silver, etc. [1.2] |
Anagrams | 6 hamarino, 7 hamorina, 8 mahorina, 9 miharoña, miharona, 10 mirahona, 11 mironaha |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |