|
|
|
|

Entry (1/3)1  ito
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  ity [Bara] [1.78]
4  Enti-manondro ny taona diavina na hitsahina: Be ny voankazo taona ito
Indraindray koa ampiasain' ny mpanoratra mitovy amin' ny "itỳ" ny "ito", fa tsy miverina indroa, aloha sy aorian' ny anarana kosa izy [1.1]
Examples  5  Hafa noho izay vokatra teo aloha no azo tamin' ito. [2.445#]
Derivatives 
Pronouns :
All compound words  8  2 combinations of this word
Tables and plates  9  All the pronouns

Entry (2/3)10  ito
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  Fisarahana, fahatapahana [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :

Entry (3/3)25  ito
Part of speech  26  noun
Explanations in French  27  Nom donné aux écorces de hafotra quand elles ont été battues et tressées pour faire des liens solides, ou taillées et filées pour être tissées. En Imerina, on dit plutôt hifi-tenona, surtout dans le dernier cas. [Betsileo] [1.196]
Vocabulary  28  Botany

Anagrams  29 ito, 30 oty, 31 tio, 32 toy

Updated on 2025/10/08