|
|
|
|

Entry (1/2)1  isika
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3 Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy
4 manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
5 Samy olombelona mety diso daholo isika.
6 (Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia
7 izahay no ampiasaina:
8 Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1]
Explanations in English  9 we, including the speaker and the spoken to.
10 Compare izahay.
11 [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2]
12 we (including those addressed) [1.7]
Explanations in French  13 nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3]
14 nous (inclusif) [1.5, 1.8]
Analogs  15  antsika, 16  ntsika
All compound words  17  4 combinations of this word
Tables and plates  18  All the pronouns

Entry (2/2)19  ïsika
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21 hira [Sihanaka] [1.78]
Synonyms  22 hosika

Anagrams  23 Akisy, 24 isaky, 25 ïsika, isika, 26 saiky

Updated on 2025/11/20