Entry fitily
Part of speech noun
Malagasy definition Voronkely latsadatsaka kokoa noho ny totohondry ny habeny; raha mbola tsy eo amin' ny fotoana fanatodizany, dia mivololombatolalaka ny volony, na ny lahy na ny vavy, fa eo amin' ny fiandohan' ny volana Novambra, dia miova ho mena dorehitra ny volon' ny fodilahy, ka maharitra hatramin' ny faramparan' ny Marsa izany. Mandritra ny ririnina, dia matetika mamonjy any an' ala ny fody no mipetraka. Anisan' ny vorona mpanimba ny voly, fa indrindra ny vary, ny fody ka tokony hiadiana mafy [Rajemisa 1985]
English definition A Sakalava word forming the first part of many compound words used as the names of birds, viz. two swifts, a pigeon, an ibis, a starling, a shrike, and a roller [Richardson 1885]
Vocabulary 
Synonyms fody

Entry fitily
Part of speech noun
English definition [Modal noun from mitily (tily).] in the name of a species of lemur [Richardson 1885]
 Coquerel's Dwarf Lemur (Mirza coquereli) (north of Ambanja) [Mittermeier: Lemurs]
French definition microcèbe de Coquerel (Mirza coquereli) (nord d'Ambanja) [Mittermeier: Lemurs]
Vocabulary 
Scientific name Mirza coquereli
Synonyms setohy ~ siba ~ tilitilivaha ~ tsiba
Tables and plates The Lemurs

Entry fitily (tily)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mitily, izany hoe mikendry, na mizaha taratra, na mitsikilo [Rajemisa 1985]

Entry fitily (tily)
Part of speech noun
Malagasy definition Kofehy taretra mena [Rajemisa 1985]

2014/01/22