| Entry (1/7) | 1 boka | 
| Part of speech | 2 noun or adjective | 
| Explanations in Malagasy | 
3 aretina mandrakotra fery mirofotra ny tena manontolo, manombaka amin'ny tanana sy ny tongotra. (Amin'io hevitra io anefa, dia ny teny habokana no mazàna ampiaisaina, fa ny hoe boka dia enti-milaza ny olona mararin'io aretina io, izay atao hoe marary hoditra): Maro ankehitriny ny trano itsaboana ny boka. [1.1] | 
| Explanations in English | 
4 a leper scabby, as applied to sheep and the bark of trees, etc. [1.2, 1.7] 5 leprosy [Arab bahak ?] [1.2]  | 
| Explanations in French | 
6 lépreux [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] 7 lèpre [Tanala] [1.6]  | 
| Explanations in Italian | 
8 lebbroso [1.18] | 
| Explanations in German | 
9 Leprakranke leprakrank [1.56]  | 
| Examples | 
10 Nivikiviky ery ny famindrany fa hay tsy boka akory, fa nody boka fotsiny!
[2.499] 
 11 Raha boka mbola tsy mondry fa mbola matevitevina ny tarehy ny, asiana famalanam-boka [2.48]  | 
| Derivatives | 
  | 
| Vocabulary | 23 Health | 
| All compound words | 2410 combinations of this word | 
| Proverbs | 25 Proverbs containing that word | 
| Article | 26Randzavola: boka ao amin' ny Baiboly (=> aretina) | 
| Entry (2/7) | 27 boka | 
| Part of speech | 28 adjective | 
| Explanations in English | 
29 exhausted, spent, spoiled, worn out, tasteless, insipid, unsavoury; proved to be false; to have lost one's title, position, or honour [Provincial]
 [1.2] | 
| Explanations in French | 
30 Qu’on déprécie, qu’on avilit, qu’on vilipende [1.3#85] | 
| Derivatives | 
  | 
| All compound words | 33zavatra boka | 
| Entry (3/7) | 34 boka | 
| Part of speech | 35 noun | 
| Explanations in Malagasy | 
36 ny atin'ny voan'ny lombiry fanao amin'ny zanatsirika [Sakalava]
 [1.1] | 
| Entry (4/7) | 37 boka | 
| Part of speech | 38 adjective | 
| Explanations in Malagasy | 
39 matsatso, kivy [Bara]
 [1.78] 40 Matsatso [Tanosy] [1.78]  | 
| Explanations in French | 
41 saumâtre (eau) ; douce (eau). [Tankarana]
 [1.19] 42 Ce mot a aussi le sens de fade, sans goût. Revoir à la lumière de ces deux significations, les mots boka à bokavavy dans la première partie. [Sakalava] [1.196]  | 
| All compound words | 43ranoboka | 
| Entry (5/7) | 44 boka | 
| Part of speech | 45 noun | 
| Explanations in Malagasy | 
46 tandroka tsentsenana volovolon-javatra na vovo-kazo atao fandrehetana paik'afo [Sakalava]
 [1.1] 47 vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro [1.13]  | 
| Explanations in English | 
48 bokaka [1.2] | 
| Explanations in French | 
49 amadou tiré du bananier [1.13] | 
| Vocabulary | 50 Botany: (in general) | 
| Synonyms | 51bokaka | 
| Entry (6/7) | 52 boka | 
| Part of speech | 53 noun | 
| Explanations in French | 
54 (de l'adjectif boka : rugueux, pourvu d'aspérités, quand il s'agit des plantes ; le même mot veut dire lépreux quand il s'agit de l'homme). Nom donné à diverses plantes ayant des tiges ou des fruits verruqueux ; ainsi qu'à d'autres plantes dont les fruits adhèrent facilement aux vêtements par leurs aspérités. Ce sont surtout : 1. (sak.) Marsdenia verrucosa Decne. (Apocynaceae) souvent distingué sous le nom de bokabe ci-dessous. Calopyxis eriantha Tul. (Combretaceae). [Mahafaly] Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. (Poaceae). [Tanosy] [1.196] 55 (Nom des plantes dont les fruits sont cloisonnés, les graines séparées par des cloisons ; notion d'isolement). D'après J. M. Estrade, le Tromba (1977) p. 157, on porte de tels fruits sur soi lorsqu'on veut éviter d'être recruté comme soldat. [Taifasy] [1.196]  | 
| Vocabulary | 56 Botany | 
| All compound words | 57bokabe | 
| Scientific name | 
  | 
| Entry (7/7) | 58 boka | 
| Part of speech | 59 noun | 
| Explanations in Malagasy | 
60 ahitra [Masikoro]
 [2.606#151] | 
| Vocabulary | 61 Botany | 
| Anagrams | 62 bako, 63 boka, 64 kabo, 65 koba | 
| Updated on 2025/11/02 | 
 |