| Entry | 1 habokana |
| Root | 2 boka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa.
[1.1] 5 Jereo "Habokana (Aretin' i Hansen)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 191] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] |
| Explanations in English |
6 leprosy
[1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
7 lèpre
[1.5, 1.6] 8 la lèpre [1.3, 1.8] |
| Examples |
9 Saingy raha miempaka ny olona voan'ny habokana dia tsy harary azy izany.
[1.581#]
10 Raha mateti-pitranga eo amin'ny toerana misy anao ny habokana dia ento ho zahana ilay zaza. [1.581#] |
| Vocabulary | 11 Health |
| Quotes | 12 Texts mentioning that word |
| Updated on 2025/12/08 |
|