Entry | 1 habokaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 boka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Esoina, haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Raha tsy manana ianao, aza ny anay no habokaina / Aza habokainao ny entanay |
Explanations in English |
5 [1.2] see boka. |
Morphology |
|
Synonyms | 10 bokaina |
Anagrams | 11 habokaina, 12 ikobahana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |