Entry | zovy | |||
Part of speech | pronoun | |||
Explanations in Malagasy | Teny enti-manontany hoe "olona iza?":
zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana Antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy? [1.1] | |||
Explanations in English | Who ? (challenge used by sentinels) [1.7] | |||
Explanations in French | Qui va là ? qui ? [1.8] | |||
Examples | Haody haody Rasoahagohago zovy izao? [2.131] | |||
Derivatives |
| |||
Synonyms | iza | |||
Compound words |
| |||
Hyponyms | ||||
Tables and plates | all the pronouns | |||
Updated on 2023/06/05 |