|
|
|
|

Entry1  iza
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza olona: Ankizy iza no nandrovitra itỳ bokiko itỳ? nefa azo ilazana zavatra koa izy ka amin' izay entina manavaka ny iray amin' ny zavatra anankiroa na betsaka voalaza: Satroka iza amin' ireto no hovidinao?
Manao ny ankabeazan' ny asan' ny anarana ary enti-milaza olona indrindra: Iza no nanambara izany vaovao izany taminao? / Zanak' iza itỳ zaza itỳ?, nefa mety hilaza zavatra na biby ny "iza" mpisolo anarana raha ta hanavaka ny iray amin' ny zavatra roa na betsaka: Iza no hoentinao amin' ireto omby ireto?
Explanations in English  4  [1.7] who?
Explanations in French  5  [1.8] qui?
All compound words 
Synonyms  9  zovy
Tables and plates  10  All the pronouns

Anagrams  11 azy, 12 iza, 13 zay

Updated on 2025/09/13