|
|
|
|

Entry1  na zovy na zovy
Elementary words  2 na, 3 zovy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 na iza na iza. [1.1]
Explanations in English  6 whoever. [1.7]
Explanations in French  7 quiconque, qui que ce soit, n'importe qui. [1.3]
8 quiconque. [1.8]
Examples  9  Fa na zovy na zovy manota izany lalàna izany dia handevoziny [2.366#205]
10  dia ataoko mahadiso sy mahameloka izay manao izany, na zovy na zovy [2.654]
Synonyms  11 na iza na iza

Updated on 2025/09/12