|
|
|
|

Entry (1/2)1  isika
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy:
Samy olombelona mety diso daholo isika.
(Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina:
Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1]
Explanations in English  4  we, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2]
5  we (including those addressed) [1.7]
Explanations in French  6  nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3]
7  nous (inclusif) [1.5, 1.8]
Explanations in Italian  8  noi [1.18]
All compound words 
Analogs  14  antsika, -ntsika
Tables and plates  15  All the pronouns

Entry (2/2)16  ïsika
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  hira [Sihanaka] [1.78]
Synonyms  19  hosika

Anagrams  20 Akisy, 21 isaky, 22 isika, ïsika, 23 saiky

Updated on 2025/09/20