| Entry (1/5) | 1 vovo- |
| Part of speech | 2 morphological form of vovoka |
| Entry (2/5) | 3 vovò |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [1.1] |
| Explanations in English |
6 the barking of a dog [1.7] |
| Explanations in French |
7 aboiement [1.8] |
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 15 Zoology: (in general) 16 Sound |
| Proverbs | 17 Proverbs containing that word |
| Entry (3/5) | 18 vovo |
| Part of speech | 19 noun |
| Explanations in Malagasy |
20 fandrika [Tambahoaka]
[1.78] 21 zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [1.1] |
| Explanations in English |
22 a fish-trap with an open basket weave [1.7] |
| Explanations in French |
23 nasse à poissons tressée de lianes [1.8] |
| Examples |
24 Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany.
[2.472]
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 34 Tools |
| Analogs | 35 lombo, 36 tandroho |
| All compound words | 375 combinations of this word |
| Illustrations |
|
| Entry (4/5) | 38 vovo |
| Part of speech | 39 noun |
| Explanations in Malagasy |
40 loharano kely tsy mandeha [Tambahoaka]
[1.78] 41 fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [1.1] 42 lava-drano [1.13] |
| Explanations in French |
43 puits [1.13] |
| Analogs | 44 fantsakana, 45 kirijy, 46 lavadrano |
| All compound words | 473 combinations of this word |
| Entry (5/5) | 48 vovo |
| Part of speech | 49 noun |
| Explanations in Malagasy |
50 mpitsikilo [Tambahoaka]
[1.78] |
| Anagrams | 51 vovò, vovo |
| Updated on 2025/11/03 |
|