|
|
|
|

Entry1  fivovozana
Root  2 vo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fikiakiahan' ny alika mitady hanaikitra na hampitahotra:
5 tsy ahitana tory ny fivovozan' ny alika atỳ aminareo izany [1.1]

Updated on 2025/11/17