| Entry (1/3) | 1 mivovò |
| Root | 2 vovo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 (alika) mikiakiaka mitady hanaikitra na hampitahotra:
5 mivovò ny mpandalo ity alika ity [1.1] |
| Explanations in English |
6 to bark
[1.7] |
| Explanations in French |
7 aboyer
[1.8] |
| Examples |
8 Ny alika handramatra tsy mivovo.
[2.347#72]
9 aza tsy mahavely vava amboa mivovo. [2.285#] 10 Niverina izy ireo ka nolazainy fa misy olona miteniteny sy alika mivovo ao. [2.588#] |
| Morphology |
|
| Vocabulary | 14 Sound 15 Zoology: (in general) |
| Entry (2/3) | 16 mivovo |
| Root | 17 vovo |
| Part of speech | 18 active verb |
| Explanations in Malagasy |
19 manao an-kasomparana, mankahala, manao an-dolompo
[1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (3/3) | 23 mivovo |
| Part of speech | 24 active verb |
| Explanations in Malagasy |
25 mitsikilo, mitily
[Taisaka]
[1.78] |
| Anagrams | mivovo, mivovò |
| Updated on 2025/11/21 |
|