| Entry | 1 lava-drano |
| Elementary words | 2 lavaka, 3 rano |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in French |
5 puits
[1.13] |
| Examples |
6 Aza mangery na manary fako eny akaikin'ny lava-drano
[2.424#131]
7 Maninona moa raha manambatra vola isika dimy trano dia manakarama olona hihady lava-drano eto avara-trano [2.445#50] |
| Analogs | 8 fantsakana, 9 kirijy, 10 vovo |
| Anagrams | 11 andravola, 12 lava-drano |
| Updated on 2025/10/31 |
|