Entry | 1 lava-drano |
Elementary words | 2 lavaka, 3 rano |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in French |
5 puits [1.13] |
Examples |
6 Aza mangery na manary fako eny akaikin'ny lava-drano
[2.424#131]
7 Maninona moa raha manambatra vola isika dimy trano dia manakarama olona hihady lava-drano eto avara-trano [2.445#50] |
Analogs | 8 fantsakàna, vovo, kirijy |
Anagrams | 9 andravola, 10 lava-drano |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |