Entry vorompotsy (vorona, fotsy)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vorona fotsy, iray fianakaviana amin' ny [...] [full text in Rajemisa 1985]
English translation   the white egret [Hallanger 1973]
French translation   aigrette [Rajemisa: Vakoka]
   [Hallanger 1974]
French translation   le héron garde-boeufs (Bubulcus ibis ibis) [Tsimbazaza ]
Examples   Ny vorompotsy tsy mandao omby
ny fandiafasika tsy diso fitana
[Fox: Hainteny, number 269]
Scientific name   Bubulcus ibis ibis
Vocabulary  
Synonyms   kilandy ~ rainibao
Quotes  
Illustrations  

Updated on 2013/08/05