Entry vono
Part of speech   noun
Malagasy definition   Famelezana, fikapohana: Matim-bono an [...]
¶ Fanalana aina, fanaovana izay hapafaty: [...]
¶ Fitsofana ny jiro
¶ Fikosehana ny soratra tsy ho hita [full text in Rajemisa 1985]
English translation   killing; murder [Hallanger 1973]
French translation   action de tuer, de battre, d'éteindre, d’obstruer, de détourner un courant d'eau, d’anéantir, d’effacer un écrit, de contrebalancer [Abinal 1888]
   tuerie, meurtre [Hallanger 1974]
Examples   Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [Rajohanesa: Kintana]
Derivations  
Morphology  
vono
vonoko
vononao
vonony
vonontsika
vononay
vononareo
vonon'
vonon-
vonom-
-bono
-bonoko
-bononao
-bonony
-bonontsika
-bononay
-bononareo
-bonon'
-bonon-
-bonom-
Compound words, titles, names  

Entry vôño
Part of speech   noun
Malagasy definition   mampifanaraka, mampitovy [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2015/10/01