| Entry | 1 famonoana |
| Root | 2 vono |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany
5 Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana 6 Fitsofana: Famonoana afo [1.1] |
| Explanations in French |
7 l'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause
[1.3] |
| Examples |
8 Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka.
[2.113]
9 Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470] 10 Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa? [2.366] |
| All compound words | 11 famonoan-tsoratra |
| Quotes | 12 Texts mentioning this word |
| Anagrams | 13 amofonana, famonoana |
| Updated on 2025/11/09 |
|